'Mijoro ho vavolombelona aho, ry Andriamanitro ô, fa Hianao no nahary ahy hahalala Anao sy hiankohoka eo anatrehanao. Mijoro ho vavolombelona aho amin'izao fotoana izao, ny amin'ny tsy heriko sy ny herinao, ny fahantrako sy ny harenao. Tsy misy Andriamanitra hafa afa-tsy Ianao, ilay Mpanafaka ao anatin'ny loza, Ilay Mpiandry tena.' – Baha'u'lláh